Fanolorantena na fanentanana ho an'ny Mpianakavy

KAREMY
Lalan'ny Hazofijaliana

Ny vavaky ny Lalan'ny Hazofijaliana dia vavaka sy fandinihantena amin'ny alalan'ireo zava-nitranga efatra ambin’ny folo notsongaina tamin'ny fizotran'ny fijalian'i Kristy. Ity fivahiniana masina kely ity dia fomba mahery vaika hanakaikezana an'i Jesosy amin'ny fotoana rehetra ao anatin'ny taona, fa dia atao indrindra koa amin'ny vanim-potoanan'ny Karemy.

Tohiny
stations (1)
Fandinihan-tena isan'andro

Ny Karemy dia fotoana fibebahana ary fanaovana asa fivalozana. Izany moa tokony ho ataontsika mba hitarika fiovam-po ka hahafahantsika manantona sy manaraka bebe kokoa an'i Kristy. Ny fanaovana fandinihan-tena matetika moa dia manampy amin'izany. 

Tohiny
1600x900_How-to-Perfect-Contrition